Teny iditra manarenina (renina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Assourdir par des paroles importunes, réclamer continuellement quelque chose [1.3]
Ohatra Manarenina ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m’assourdissent) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manarenina, manarenin-, manarenim-, manareni-
Ny lasa : nanarenina, nanarenin-, nanarenim-, nanareni-
Ny hoavy : hanarenina, hanarenin-, hanarenim-, hanareni-
Filaza mandidy : manarenesa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20