Teny iditra manao torim-boanjo ny lanitra
Singan-teny manao ; torim-boanjo ; lanitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny rahona toa mivongambongana na mitsitokotoko eny amin' ny habakabaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20