Teny iditra manao ribik' ondry
Singan-teny manao ; ribik' ondry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mirohotra manao izay efa be mpanao [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21