Teny iditra | manao manda tehezana | |
Singan-teny | manao ; mandatehezana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miaro zavatra na olona, ka ny tena mihitsy no atao fefy amin' izany; miaro amin' ny herin' ny tena rehetra [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |