Teny iditra | manao kenda roroka | |
Singan-teny | manao ; kenda roroka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiteny avy amin' ny famonoana omby, ka ny heviny dia hoe: manenda ny omby eo amin' ny traokany [1.1] | |
Mpanahaka | manao kenda be | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |