Teny iditra manaofotoamborozano > manao fotoam-borizano
Singan-teny manao ; fotoana ; borizano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana [1.10]
 [ manao fotoam-borozano ] Tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [1.1]