Teny iditra mananty (tanty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miandry zavatra hianjera ka mandray io zavatra io amin' ny tanana velarina: Tsy mahay mananty baolina ialahy
Mangataka: Mananty an-tanan-droa aminao, Tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hold out both hands for something; to collect in a basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Recevoir sur les deux mains; ramasser dans un panier [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananty
Ny lasa : nananty
Ny hoavy : hananty
Filaza mandidy : manantaza
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20