Teny iditra mananga (anga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miseho ho kanosa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se montrer lâche [1.3]
Ohatra Ianao lehilahy matanjaka manana ny hery enti-mananga [2.445]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananga
Ny lasa : nananga
Ny hoavy : hananga
Kamban-teny 

Teny iditra mananga (anga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha ran' orona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Saigner du nez [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananga
Ny lasa : nananga
Ny hoavy : hananga

Teny iditra mananga
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mivoaka ny faritanim-poko Antaisaka mba hitady vola sy omby [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20