Teny iditra manandratra (sandratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manainga ho ambony: Manandra-tanana
Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
Ohatra Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandratra
Ny lasa : nanandratra
Ny hoavy : hanandratra
Filaza mandidy : manandrata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20