Teny iditra | manandrankandrana (kandrankandrana (kandrana)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hasarder [1.66] | ||||||
Ohatra | Aleo manandrankandrana mamonjy olo-meloka toy izay manameloka tsy manan-tsiny (Il vaux mieux hasarder de sauver un coupable que de condamner un innocent) [Voltaire]
[1.66] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mitsapa vintana | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |