Teny iditra |
manambady
(vady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manana vady: Olona efa manambady iny ka aza antenaina intsony Maka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any Iarivo Ibozivao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To marry; to live in a married state [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Etre marié ; épouser: Mahagaga raha manambady mbola kely toy izany sahady izy (Il est étonnant qu'il soit déjà marié, alors qu' il est si petit) ~ Manambady zazavavy tsara fanany izy (Il a épousé une jeune fille vertueuse) [1.3]
|
| Se marier; prendre ou avoir un époux, une épouse [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manambady |
Ny lasa : |
nanambady |
Ny hoavy : |
hanambady |
Filaza mandidy : |
manambadia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|