Teny iditra manamasina (masina (hasina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina, hanana hery, fahefana, hamboniana: Manamasina meday
Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamasina ny sampy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To consecrate; to make holy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sanctifier [1.3, 1.107]
 Consacrer [1.3, 1.8]
 Bénir, adorer, honorer [1.3]
 S'appuyer sur [1.3]
 Rendre saint [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamasina
Ny lasa : nanamasina
Ny hoavy : hanamasina
Filaza mandidy : manamana
Tovy hevitra mankamasina

Teny iditra manamana (masina (hasina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamasina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20