Teny iditra manamafy (mafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao
Manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy
Mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao [1.1]
 Mitovy hevitra: mampahatanjaka ~ mampahavitrika ~ manantitra ~ manatsohara ~ mandalina ~ mankahery ~ manofana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To reinforce, to strengthen, to harden
To reiterate, to emphasize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rendre dur
Confirmer [1.3, 1.8]
 Fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter [1.3]
 Renforcer, rendre solide
Répéter [1.8]
Ohatra 
1Manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27]
2Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamafy
Ny lasa : nanamafy
Ny hoavy : hanamafy
Filaza mandidy : manamafisa
Tohi-kevitra 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20