Teny iditra manakoako (akoako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maresaka, manehoeho laza: Manakoako erỳ ny anaran' io olomahay io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakoako
Ny lasa : nanakoako
Ny hoavy : hanakoako

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05