Teny iditra manakitamby (kitamby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy kitamby manodidina ny tena na olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakitamby
Ny lasa : nanakitamby
Ny hoavy : hanakitamby
Filaza mandidy : manakitambia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05