Teny iditra manakilema (kilema)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapa-tsandry na tongotra, manakoro, manimba tarehy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakilema
Ny lasa : nanakilema
Ny hoavy : hanakilema
Filaza mandidy : manakilemà
Tovy hevitra manilema

Teny iditra manakilemà (kilema)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakilema [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20