Teny iditra manakatra (takatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To try the depth of water; to try to reach up to something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [1.8]
Ohatra 
1Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. [2.606]
2tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakatra
Ny lasa : nanakatra
Ny hoavy : hanakatra
Filaza mandidy : manakara
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25