Teny iditra | manahaza (sahaza) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: "manahaza tena": mahalala ny antonony, mahalala onony, mahay mifaly amy [1.1] | |
Teny iditra | manahaza (hahy) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahy | |
Fivaditsoratra | hamazana, manahaza |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |