Teny iditra | manafana (afana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamafy rano masina mba hanala loto na hanalavitra loza [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To sprinkle the water in the ceremonies of the afana; to perform the ceremony of purification for another. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Asperger, purifier, exorciser [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | famanana, fanamana, manafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |