Teny iditra manabodo vadin' olona
Singan-teny manabodo ; vady ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ mambodo vadin' olona ] Maka vadin' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Débaucher la femme d'autrui, la ravir [1.3]
Tovy hevitra mibodo vadin' olona ~ mandrani-badin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05