Teny iditra mamporisika (risika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaona, mitarika, manaitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To incite, to encourage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Stimuler, inciter, encourager [1.8]
 Inciter, exciter [1.13]
Ohatra 
1Mamporisika anao mihitsy aho. [2.529]
2Faharoan'izany, ry Dama: aza manaran-kavana, ary aza mamporisika ny mpanompo. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamporisika
Ny lasa : namporisika
Ny hoavy : hamporisika
Tovy hevitra mampirisika
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06