Teny iditra mampatahotra (tahotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga hatahotra(marihina anefa fa zavatra no lazaina amin' izany): Mampatahotra ny ankizy ilay sarivongana eo ambony fasana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampatahotra
Ny lasa : nampatahotra
Ny hoavy : hampatahotra
Lohateny Hery sy ny zava-mampatahotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05