Teny iditra mampandefitra (lefitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Aza mampandefitra ny rariny, aza mizaha tavan' olona ary aza mandray kolikoly fa ny kolikoly mahajamba ny mason' ny hendry sy mampivadika ny tenin' ny marina. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampandefitra
Ny lasa : mampandefitra
Ny hoavy : hampandefitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20