Teny iditra | mampahery (hery) | ||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Rendre fort, fortifier, encourager [1.3] | ||
Ohatra | Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy.
[2.996] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | mampahery, mampihare |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |