Teny iditra |
mamorona
(forona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2]
|
| To create; to invent; to found [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Créer; inventer; fonder [1.8]
|
Ohatra |
1 | Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava.
[2.5]
|
2 | Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay;
[2.445]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamorona |
Ny lasa : |
namorona |
Ny hoavy : |
hamorona |
Filaza mandidy : |
mamoròna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mamoròna
(forona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamorona
|
|