Teny iditra mamoraka (voraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamaha: Mamoraka tady
Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata
Mampiseho izay ao anaty: Mamoraka ny ao am-po [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoraka
Ny lasa : namoraka
Ny hoavy : hamoraka
Filaza mandidy : mamoraha

Teny iditra mamoraka (voraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mandainga [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31