Teny iditra | mamoly (foly) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To spin thread [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Filer [1.8, 1.5] | ||||||||
Ohatra | Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra.
[1.437] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mamilo, mamoly, milamo, miloma, mimalo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |