Teny iditra | mamola-barotra | |
Singan-teny | mamolaka ; varotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To make a seller reduce the price. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chercher à faire baisser, à réduire le prix [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |