Teny iditra mamoha (foha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina
Mampahatsiaro: Aza mamoha ny lasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire lever, réveiller, ressusciter une affaire, remettre sur le tapis, évoquer: Aza mbola mamoha ny zaza kely (Ne réveillez pas encore l'enfant) ~ Aza mamoha izany raharaha izany (Ne remettez pas cette affaire sur le tapis) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoha
Ny lasa : namoha
Ny hoavy : hamoha
Filaza mandidy : mamohaza
Kamban-teny 

Teny iditra mamoha (voha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manokatra: Mamoha vavahady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To open [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ouvrir [1.3, 1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoha
Ny lasa : namoha
Ny hoavy : hamoha
Filaza mandidy : mamohà

Teny iditra mamohà (voha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoha [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra mamoha (poka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoka [fitanisana]
Tovy hevitra manapoha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15