Teny iditra mamingitra (vingitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondràna azy
Mitovy hevitra: mamivitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamingitra
Ny lasa : namingitra
Ny hoavy : hamingitra
Filaza mandidy : mamingita

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05