Teny iditra |
maminany
(vinany)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To guess; to predict [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Deviner; prédire [1.3, 1.8]
|
| Conjecturer, prophétiser [1.3]
|
Ohatra | Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany
[2.296]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
maminany |
Ny lasa : |
naminany |
Ny hoavy : |
haminany |
Filaza mandidy : |
maminania |
|
|