Teny iditra mamboraha > mamboraka (boraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy [1.1]
 Mamelatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Délier, défaire, déballer, révéler, manifester [1.3]
 Développer [1.13]
Ohatra Fomban'ny mpikabary mahavoa tokoa: ilay mpihaino ihany no asainy mandinika sy mamboraka ny tian-kolazaina aminy. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamboraka
Ny lasa : namboraka
Ny hoavy : hamboraka
Filaza mandidy : mamboraha
Tsipelina hafa