Teny iditra |
mambata
(bata)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra: Olona telo lahy no nambata ilay gony nisy fonjam-by [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To lift [1.2, 1.7]
|
| To raise, to carry [1.2]
|
| To carry in the hands [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Soulever ou porter avec les mains [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mambata |
Ny lasa : |
nambata |
Ny hoavy : |
hambata |
Filaza mandidy : |
mambatà |
|
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
mambatà
(bata)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambata
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|