Teny iditra mamalan-kira
Singan-teny mamalana ; hira
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy manaraka ny tena feon-kira, na tsy mahatana feo, ka raha tsy lasa avo dia midina ambany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14