Teny iditra MaMaBay
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Masoala National Park, Makira Forest, Antongil Bay [3.1]
 Valan-javaboahary Masoala, Makira ary ny helodranon’i Antogil na MaMaBay ... Velaran-tany 1 200 000 ha ny faritra misy ny MaMaBay, ahitana ala 900 000 ha sy morontsiraka 300 000 ha. Any amin’io faritra io, dia ny 10 % sisa tavela amin’ny ala eto Madagasikara sy ireo karazan-gidro 22 tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ihany, anisan’izany ny sifaka, izay atahorana ho lany tamingana. [5.mg.http://inovaovao.com/spip.php?article8727]
Fanazavàna teny anglisy Madagascar’s MaMaBay Land/Seascape. Comprising Masoala National Park, Makira Forest, and Antongil Bay, MaMaBay is Madagascar’s last great wilderness and the epicenter of the island’s unique biodiversity [5.en.http://www.wcs.org/]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Fanafohezan-teny
Fitanisam-boky Report on the Development of MaMaBay Ecotourism Trail

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31