Teny iditra maly
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Dia, haolo [1.78]
  [Sihanaka] Matahotra olona, dia [1.78]
  [Tanosy] Kaody, matahotahotra [1.78]

Teny iditra maly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Omby, fananana, izay rehetra harena (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31