Teny iditra malaky (laky)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Haingana, haingakaingana [1.78]
 Haingana: Malaky mamaly izy / Nalaky nandeha itỳ zaza itỳ noho ny zokiny
Mandeha haingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Quick [1.2]
 Prompt, quick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui va vite [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : malaky
Ny lasa : nalaky
Ny hoavy : halaky
Filaza mandidy : malakia
Tovy hevitra malakilaky

Teny iditra malaky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Promptly, quickly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vite [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13