Teny iditra maizim-po
Singan-teny maizina ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona tsy mba fatra-pamboraka ny ao ampony, jomoka, na malonilony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23