Teny iditra mainty (inty)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny arim-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: lamba mainty
Maizina dia maizina, maizim-pito: tao anatin' ny ali-mainty
Teny iray tarika: mainty ngaly ~ mainty ngilo ~ mainty ngizina ~ mainty piripiso ~ mainty piso ~ mainty vasoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Black [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Noir [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Ao ny mainty, ao ny fotsy. [2.4]
2ary ny mainty tsy azo fotsiana; [2.59]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Lohateny Tantaran' ny Vazimba mainty (Rainianjanoro)
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra mainty
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Maloto [1.78]

Teny iditra mainty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Crotchet [3.1]
 Quarter note [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Noire [1.13]
Voambolana 

Teny iditra mainty
Sokajin-teny mpamaritra
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Soratr' omby
Sary 

Teny iditra Mainty
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Niger [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Niger [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Nigera
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17