Teny iditra mahita (hita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena
Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo
Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany
Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ.
Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To see; to find [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Voir, trouver [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahita
Ny lasa : nahita
Ny hoavy : hahita
Filaza mandidy : mahi
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mahità (hita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahita [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/29