Teny iditra | mahery sata | |
Singan-teny | mahery ; sata | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mpanao jadona, mpizakazaka amin' ny tiany sy sitraky ny fony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Harsh, severe [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Brutal, sévère [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |