Teny iditra mahazo laka
Singan-teny mahazo ; laka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
Mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Ohatra Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Tovy hevitra tompon' ny laka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18