Teny iditra mahavoafady
Singan-teny mahavoa ; fady
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To cause disgrace by overstepping taboo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais: Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore) [1.3]
 Se déshonorer en violant un tabou [1.8]
Ohatra 
1Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady [2.996]
2fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavoafady
Ny lasa : nahavoafady
Ny hoavy : hahavoafady
Tovy hevitra mamoafady
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19