Teny iditra mahavoa (voa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatratra, mahakasika: Tsy mahavoa ahy avy eo ianao
Mahazo: Tsy nahavoa ny fandriha nataonao
Maharesy, mahafaty antoka: Tsy fitandremana kely foana dia mety mahavoa
Mahomby: Tsy mahavoa io mpisolovava io fa ialao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To strike; to hit the mark; to wound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Atteindre le but, atteindre la cible; blesser, tuer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavoa
Ny lasa : nahavoa
Ny hoavy : hahavoa
Filaza mandidy : mahavoaza
Kamban-teny 
Mpanahaka  mahavoafady
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20