Teny iditra mahatontosa (tontosa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahavita tsara tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Accomplir, capable de mener à bonne fin [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatontosa
Ny lasa : nahatontosa
Ny hoavy : hahatontosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20