Teny iditra mahasoava (soa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahasoa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Azy ny lohany, izay anaovany azy mahasoava azy! [2.528]
2Dia nitso-drano rainy ka nanao hoe: "Mahasoava, mahatsarà, lehiroa; [2.445]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12