Teny iditra | maharo vody tatatra | |
Singan-teny | maharo ; vody ; tatatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahay mitana ny lova navelan' ny Razana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To take good care of one's ancestral rice-grounds, by attending to the water-courses and embankments. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |