Teny iditra mahare (re)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Mafy: Ataovo maharè ny hira [1.78]
 (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy) Mandray amin' ny sofina ny feo avoakan' ny zavatra na biby na olona eo amin' ny manodidina: Marenina izy ka tsy mahare na inona na inona. / Mahalala noho ny filazan' ny olona: Nahare aho fa lasa any andafy ny zokinao
Mahatsiaro: Nahare hatsiaka aoka izany aho aninaraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hear; to be able to hear; to perceive by any of the five senses (except vision) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Entendre, apprendre ; percevoir par l'un des cinq sens (à l'exclusion de la vue) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahare
Ny lasa : nahare
Ny hoavy : hahare
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mahare
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Haingam-pandeha [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20