Teny iditra mahadala (adala)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran' Andrianampoinimerina azy ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui rend fou, imbécile [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20