Teny iditra | mafilotra (filotra) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Matsiro fatratra (enti-milaza sakafo mendimendy tsara): Nafilotra ny laoka androany fa nataon' i neny ketsaketsa ary nasiany tongolo sy voatabiha [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |